Fiangonana,Finoana 014/01/2024 Nirahina ny Fiangonana Manana ny antom-pisiany sy ny iraka manokana nomen’i Jesoa Kristy azy ny Fiangonana, dia ny hijoro ho vavolombelony eo anivon’ny fiarahamonina sy ny firenena.
Fiangonana,Soratra Masina 006/01/2024 Mizarazara ny Fiangonana Tsy zava-baovao ny fisian’ny hevitra samy manana ny azy sy ny samy maka ho azy teo anivon’ny…
Andriamanitra,Soratra Masina 010/02/2022 Teolojia Kristiana Rehefa miresaka sy misaina mahakasika an’Andriamanitra ianao dia efa manao teolojia izay.
Andriamanitra,Fiainana Kristiana 024/01/2022 Fahatahorana an’Andriamanitra Ny fahatahorana an’Andriamanitra no antoky ny fiainana sy ny fiadanana omen’i Jesoa Kristy izay mino Azy.
Soratra Masina 012/01/2022 Iza Moa Jodasy? Jodasy dia endriky ny olona maro tena manaraka an’i Jesoa tokoa kanefa tsy mino fa Izy no Mpamonjy izao tontolo izao.
Baiboly,Soratra Masina 006/01/2022 Tetikandro Famakiana Baiboly Maro amin’ny mpino Kristiana no mampiasa ireny tetikandro famakiana Baiboly ireny, izay vokarin’ireo fikambanana samihafa. Tena tsara…
Baiboly,Boky 101/01/2022 Ny Boky Be Mpividy Indrindra Ny Baiboly no boky malaza indrindra sy nanana akony goavana teo amin’ny tantaran’ny zanak’olombelona ary nanova ny fiainan’ny olona maro.
Haitarika 001/01/2022 Ny Fitarihana Kristiana Dia Manao Ambony Ambany Azo heverina fa taitra ihany angamba ianao rehefa namaky ny lohatenin’ity lahatsoratra ity. Ambony ambany hoe? Izany…
Andriamanitra,Soratra Masina 001/01/2022 Katsaho Aloha Ny Fanjakany Inona no zava-dehibe indrindra sy laharam-pahamehana eo amin’ny fiainanao? Ny fiainana eto an-tany dia mandalo ihany…
Citations 001/01/2022 Tenim-Pahendrena Hampahery Anao Marina tokoa fa ny soratra dia mitoetra. Ireo olo-malazan’ny serasera sy kabary samihafa dia tadidy tamin’ny teny…