Manana ny antom-pisiany sy ny iraka manokana nomen’i Jesoa Kristy azy ny Fiangonana, dia ny hijoro ho vavolombelony eo anivon’ny fiarahamonina sy ny firenena.
024/01/2022
Fahatahorana an’Andriamanitra
Ny fahatahorana an’Andriamanitra no antoky ny fiainana sy ny fiadanana omen’i Jesoa Kristy izay mino Azy.
001/01/2022
Ny Fitarihana Kristiana Dia Manao Ambony Ambany
Azo heverina fa taitra ihany angamba ianao rehefa namaky ny lohatenin’ity lahatsoratra ity. Ambony ambany hoe? Izany…
001/01/2022
Asa Be Ny Fanombohana Vaovao, Fa Tsy Mandeha Ho Azy
Arahabaina ianao nahatratra ny taona vaovao 2022. Tena fitahiana sy famindram-po avy amin’Andriamanitra, ilay Mpahary sy mpanome…
001/01/2022
Efa Izay No Voalaza
Tsy mamaritra ny maha-kristiana ny firenena iray velively ny hamaroan’ny trano fiangonana mijoro ao aminy fa mety ho endrika ivelany fotsiny ihany.