Rehefa miresaka sy misaina mahakasika an’Andriamanitra ianao dia efa manao teolojia izay.
024/01/2022
Fahatahorana an’Andriamanitra
Ny fahatahorana an’Andriamanitra no antoky ny fiainana sy ny fiadanana omen’i Jesoa Kristy izay mino Azy.
001/01/2022
Katsaho Aloha Ny Fanjakany
Inona no zava-dehibe indrindra sy laharam-pahamehana eo amin’ny fiainanao? Ny fiainana eto an-tany dia mandalo ihany…