Manana ny antom-pisiany sy ny iraka manokana nomen’i Jesoa Kristy azy ny Fiangonana, dia ny hijoro ho vavolombelony eo anivon’ny fiarahamonina sy ny firenena.
006/01/2024
Mizarazara ny Fiangonana
Tsy zava-baovao ny fisian’ny hevitra samy manana ny azy sy ny samy maka ho azy teo anivon’ny…
010/02/2022
Teolojia Kristiana
Rehefa miresaka sy misaina mahakasika an’Andriamanitra ianao dia efa manao teolojia izay.
012/01/2022
Iza Moa Jodasy?
Jodasy dia endriky ny olona maro tena manaraka an’i Jesoa tokoa kanefa tsy mino fa Izy no Mpamonjy izao tontolo izao.
006/01/2022
Tetikandro Famakiana Baiboly
Maro amin’ny mpino Kristiana no mampiasa ireny tetikandro famakiana Baiboly ireny, izay vokarin’ireo fikambanana samihafa. Tena tsara…
101/01/2022
Ny Boky Be Mpividy Indrindra
Ny Baiboly no boky malaza indrindra sy nanana akony goavana teo amin’ny tantaran’ny zanak’olombelona ary nanova ny fiainan’ny olona maro.