Manana ny antom-pisiany sy ny iraka manokana nomen’i Jesoa Kristy azy ny Fiangonana, dia ny hijoro ho vavolombelony eo anivon’ny fiarahamonina sy ny firenena.
006/01/2024
Mizarazara ny Fiangonana
Tsy zava-baovao ny fisian’ny hevitra samy manana ny azy sy ny samy maka ho azy teo anivon’ny…
101/01/2022
Ny Boky Be Mpividy Indrindra
Ny Baiboly no boky malaza indrindra sy nanana akony goavana teo amin’ny tantaran’ny zanak’olombelona ary nanova ny fiainan’ny olona maro.
001/01/2022
Efa Izay No Voalaza
Tsy mamaritra ny maha-kristiana ny firenena iray velively ny hamaroan’ny trano fiangonana mijoro ao aminy fa mety ho endrika ivelany fotsiny ihany.