Manana ny antom-pisiany sy ny iraka manokana nomen’i Jesoa Kristy azy ny Fiangonana, dia ny hijoro ho vavolombelony eo anivon’ny fiarahamonina sy ny firenena.
Teolojia Kristiana
Rehefa miresaka sy misaina mahakasika an’Andriamanitra ianao dia efa manao teolojia izay.
Fahatahorana an’Andriamanitra
Ny fahatahorana an’Andriamanitra no antoky ny fiainana sy ny fiadanana omen’i Jesoa Kristy izay mino Azy.
Iza Moa Jodasy?
Jodasy dia endriky ny olona maro tena manaraka an’i Jesoa tokoa kanefa tsy mino fa Izy no Mpamonjy izao tontolo izao.
Ny Fitarihana Kristiana Dia Manao Ambony Ambany
Azo heverina fa taitra ihany angamba ianao rehefa namaky ny lohatenin’ity lahatsoratra ity. Ambony ambany hoe? Izany…
Katsaho Aloha Ny Fanjakany
Inona no zava-dehibe indrindra sy laharam-pahamehana eo amin’ny fiainanao? Ny fiainana eto an-tany dia mandalo ihany…
Tenim-Pahendrena Hampahery Anao
Marina tokoa fa ny soratra dia mitoetra. Ireo olo-malazan’ny serasera sy kabary samihafa dia tadidy tamin’ny teny…
Asa Be Ny Fanombohana Vaovao, Fa Tsy Mandeha Ho Azy
Arahabaina ianao nahatratra ny taona vaovao 2022. Tena fitahiana sy famindram-po avy amin’Andriamanitra, ilay Mpahary sy mpanome…
Efa Izay No Voalaza
Tsy mamaritra ny maha-kristiana ny firenena iray velively ny hamaroan’ny trano fiangonana mijoro ao aminy fa mety ho endrika ivelany fotsiny ihany.